Jean Verdi Salomon Razakandraina, dit DOX (1913-1978) poète, dramaturge, peintre, compositeur et musicien malagasy

Témoignages sur DOX

TEMOIGNAGE  - Mme ROBERT Alice : Tany amin’ny taona 1970 tany ho any : Fony aho ankizy ka nianatra tao amin’ny sekoly SQUARE POINT CARRE Antanimbarinandriana, Fahatsiarovana tena tsy hadinoko ary nanamarika ahy tamin’ny fahazazako, andro iray teo an-tokotanim-pianarana, mandritra ny...
HOMMAGES des ETUDIANTS A notre demande, alors qu'il visitait notre classe ZOM du Collège Paul Minault à Ambohijatovo, quelques années avant sa disparition, Dox écrivait le poème ci-après. Pour la classe ZOM  = Zo ny Miray - Droit de ceux qui s'unissent   ZO HO AN’NY MIRAY...
RAMY LAZA, poeta mpikambana ao amin’ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa. Ny nandrenesako ny momba an’i Dox voalohany dia tao Antsahamanitra. Ny fotoana tsy tsaroako intsony fa nolalaovina tao Antsahamanitra ny tantara nosoratany mitondra ny lohateny hoe Amina Batsola. Manaraka izany dia isan’ny nankafy...
Hommages au Poète Dox RAZAKANDRAINA   Primo, Par des mots, Sans texto, Illico Presto, Ni techno, Ni auto, Ni moto, Ni vélo, Ni galop, Ni sursaut, Deusio, Tout là -haut, Paradisio, Tout est beau, Hors de l’eau, Ton stylo, Du manteau, En solo, Un folio, En recto, Ou verso, Des bons mots, Sans...

Hommage des siens

02/11/2013 13:18
"LE POETE DU PARFAIT - PERFECT POET" Ity misy tononkalo atolotro ho an'i Dadabeko DOX RAZAKANDRAINAamin'izao faha-90 taonan'ny nahaterahany izao.   POETIN'NY TANTERAKA Misy ny maha-te hihaino Misy ny vakian-ko vita Ao ny raiso, ao ny saino, Nofinofin’ny tsy hita Fa ny rakitra ao...
  Atolotro an'i DOX TONON-KIRA ?... Toera-manodoaka tany ilay omaly nandretsidretsika hira ary niangaly andalan-kanto avy aiza ? toa teraky ny lalina feo nanirakira nanaitra vetsovetso hihiaka an-tsasak'alina tsy renoky ny tory antily tena malina mpiambim-bohitra aiza ? ny faritry ny...
HOMMAGES DE DADAPAOLY "Recherche aussi la SAGESSE et l'AMOUR DE TON PAYS…" DOX   DOX est parmi mes écrivains malgaches préférés. En parcourant cette exposition sur ses 90 ans à Paris ce 18 janvier 2003, reviennent en moi les souvenirs que j'ai gardés de ce poète, ce GRAND POETE que l'on doit...