Témoignage de Mme Alice Robert - Dox et les enfants
02/11/2013 13:36
TEMOIGNAGE - Mme ROBERT Alice :
Tany amin’ny taona 1970 tany ho any :
Fony aho ankizy ka nianatra tao amin’ny sekoly SQUARE POINT CARRE Antanimbarinandriana, Fahatsiarovana tena tsy hadinoko ary nanamarika ahy tamin’ny fahazazako, andro iray teo an-tokotanim-pianarana, mandritra ny...
Hommage d'un des étudiants du Collège Paul Minault
02/11/2013 13:35
HOMMAGES des ETUDIANTS
A notre demande, alors qu'il visitait notre classe ZOM du Collège Paul Minault à Ambohijatovo, quelques années avant sa disparition, Dox écrivait le poème ci-après.
Pour la classe ZOM = Zo ny Miray - Droit de ceux qui s'unissent
ZO HO AN’NY MIRAY...
RAMY LAZA, poeta mpikambana ao amin’ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa.
Ny nandrenesako ny momba an’i Dox voalohany dia tao Antsahamanitra. Ny fotoana tsy tsaroako intsony fa nolalaovina tao Antsahamanitra ny tantara nosoratany mitondra ny lohateny hoe Amina Batsola.
Manaraka izany dia isan’ny nankafy...
Hommage de Guy Andrianaivo peintre dont les oeuvres ont inspiré Dox, lors d'une exposition de 1972
02/11/2013 13:19
Hommages au Poète Dox RAZAKANDRAINA
Primo,
Par des mots,
Sans texto,
Illico
Presto,
Ni techno,
Ni auto,
Ni moto,
Ni vélo,
Ni galop,
Ni sursaut,
Deusio,
Tout là -haut,
Paradisio,
Tout est beau,
Hors de l’eau,
Ton stylo,
Du manteau,
En solo,
Un folio,
En recto,
Ou verso,
Des bons mots,
Sans...
Hommage des siens
02/11/2013 13:18
"LE POETE DU PARFAIT - PERFECT POET"
Ity misy tononkalo atolotro ho an'i Dadabeko
DOX
RAZAKANDRAINAamin'izao faha-90 taonan'ny nahaterahany izao.
POETIN'NY TANTERAKA
Misy ny maha-te hihaino
Misy ny vakian-ko vita
Ao ny raiso, ao ny saino,
Nofinofin’ny tsy hita
Fa ny rakitra ao...
Poème de F-X. Mahah, président-fondateur de la section de France de l'HAVATSA-UPEM (Union des Poètes et Ecrivains Malgaches)
02/11/2013 13:17
Atolotro an'i DOX
TONON-KIRA ?...
Toera-manodoaka tany ilay omaly
nandretsidretsika hira
ary niangaly
andalan-kanto avy aiza ? toa teraky ny lalina
feo nanirakira
nanaitra vetsovetso hihiaka an-tsasak'alina
tsy renoky ny tory
antily tena malina
mpiambim-bohitra aiza ? ny faritry ny...
HOMMAGES DE DADAPAOLY
"Recherche aussi la SAGESSE et l'AMOUR DE TON PAYS…" DOX
DOX est parmi mes écrivains malgaches préférés. En parcourant cette exposition sur ses 90 ans à Paris ce 18 janvier 2003, reviennent en moi les souvenirs que j'ai gardés de ce poète, ce GRAND POETE que l'on doit...